Entry fitakona (takona)
Part of speech noun
Malagasy definition Toetran' izay mitakona, miafina [Rajemisa 1985]

Entry fitakona (takona)
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] bao filanjana entana
¶ filanjana, fitondrana maratra, marary, maty [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] filanjana [Rakotosaona 1972]
 Fomba entina mibata zavatra indray miaraka [Rajemisa 1985]
English definition [Mod. s. from mitakona (takona II.).] A palanquin. (Prov.) [Richardson 1885]
French definition  [Taisaka] bois dont on se sert pour porter [Deschamps 1936]
French definition  [Tanosy] brancard [Rakotosaona 1972]
Analogues  fitakonana

2010/04/03