| Entry | 1 takonana |
| Root | 2 takona |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Sakanan-javatra ny fahitana azy: Takonan' ny rahona ny volana.
5 Enti-milaza ny olona sakananjavatra ka tsy mahita: Notakonany aho ka sorena fa tsy nisy na inona na inona hitako tamin' ilay fampisehoana. [1.1] 6 manjavona, maizina. [1.13] |
| Explanations in English |
7 to be concealed, to be shadowed.
[1.2, 1.7] |
| Explanations in French |
8 qu'on cache; qu'on ombrage.
[1.8] 9 éclipse. [1.13] |
| Examples |
10 Nitondra takonana emboka fito izy.
[2.245#]
11 Fa samy hitany avokoa na ny natao an-karihary na ny nafenina tany an-takonana. [1.317#] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 17 an-takona, 18 takonana, 19 tonanaka |
| Updated on 2025/11/02 |
|