| Entry (1/2) | 1 mifanakona |
| Root | 2 takona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mirotsaka betsaka miara-manao asa sarotra lehibe iray, miara-mitondra zava-mavesatra iray; mifanampy.
[1.1] |
| Explanations in English |
5 used in the sense of Mifamonjy. See vonjy.
[1.2] |
| Examples |
6 Ary rehefa hitany fa dia tena tsy zakany samy irery tokoa, vao lasa izy miantso namana, ka mahafatifaty ery ny mijery ireto izy mifanakona milanja ilay entam-be.
[2.445#]
|
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 11 mifanakòna |
| Root | 12 takona |
| Part of speech | 13 imperative of active verb mifanakona [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 14 mifanakòna, mifanakona |
| Updated on 2025/11/12 |
|