Entry taiza (aiza)
Part of speech adverb, past form [full list]
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny lasa amin' ny Aiza ka manontany ny toerana naleha: Taiza no nitsangantsangana ianareo omaly [Rajemisa 1985]
Analogues  aiza
Examples 
1Mba taiza no nahita ady hianao? [Rajohanesa: Kintana]
2Ary taiza ihany ianao omaly? [Andriamalala: Ranomasina, page 47]
3Taiza ianareo no namovo? [Andraina: Mitaraina, page 184]

Entry taiza
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zaza ampinonoina, karakaraina sy kolokoloina manokana: Tsy taiza intsony Ibalita fa efa zaza afa-miahy tena
¶ Ilazana ny zanak' olon-kafa mipetraka ao amin' ny tena ka atao toy ny zanaka: Taizanay tao an-trano Rakoto nandritra ny fito taona. [Rajemisa 1985]
Explanations in English a nursing child; the care of children [Hallanger 1973]
Explanations in French nourrisson; soins qu'on prend des enfants [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 

Entry TAIZA
Part of speech noun (acronym) [full list]
Explanations in Malagasy Tambajotran' Antananarivo Iarovana ny Zon' ny Ankizy [3.1]
Explanations in French TAIZA compte une trentaine de membres, dont les différentes entités ministèrielles chargées de la protection des enfants (Direction Régionale de la Santé et du Planning Familial Analamanga, Service Central de la Police des Moeurs et de la Protection des Mineurs, Juges des Enfants, BMH, ...), mais aussi des associations et divers centres d'accueil des enfants, notamment Avotra, Avoko, CDA Andohatapenaka, SOS aux Victimes du Non Droit, etc. [Midi Madagascar ]
Analogues  acronyms
Quotes 

Updated on 2020/07/31