|
|
|
|

Entry1  fitaizana
Root  2 taiza
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fikarakarana izay hahasoa sy fanaovana izay haha-olom-banona:
5 Mazàna arakaraka ny fitaizana azy no
6 maha-tsara na ratsy ny toetran'ny zaza.
[1.1]
7 asa fanabeazana [1.13]
Explanations in English  8 the act of nursing or caring for [1.7]
Explanations in French  9 action de nourrir, de soigner [1.8]
10 éducation [1.13]
Examples  11  ny fitaizana ny zanakay dimy mianadahy? [2.356#]
12  na dia Ravokatra aza, mety hanampy azy betsaka amin' ny fitaizana ny ankizy. [2.470#]
Vocabulary  13  Health
All compound words  14  3 combinations of that word

Updated on 2025/11/17