|
|
|
|

Entry1  fifampitaizana
Root  2  taiza
Part of speech  3  noun
Examples  4  [1.368#] Mety ho saro-tadiavina toy ny aretin-jaza mena vava izany kanefa farafaharatsiny, hatomboka dieny izao satria sao mahazo vahana sy mitady hiorim-paka ary atahorana sanatriavina ho lasa kolotsaina sy fifampitaizana ka holovain-taranaka.

Updated on 2024/12/11