Entry voataiza (taiza)
Part of speech past participle
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French translation qui est en nourrice, qu’on a allaité, nourri, élevé, soigné [Abinal 1888]
Synonyms tinaiza
Examples Satria lazainy fa finoanoampoana mpahazo ny olona tsy nahita fianarana io, ka tsy tokony hanelingelina ny eritreritry ny olona mazava saina sy voataiza ara-tsiansa. [Rabemolaly: Fary]

Updated on 2021/02/27