Entry mitaiza (taiza)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mampinono, mamelona: Nitaiza ny zanany rehetra io vehivavy io
¶ Mikarakara izay hahasoa, miahy: Rakoto zokiko no mitaiza io lahiantitra io
Mitovy hevitra: mamelona ~ miahy ~ mikajakaja ~ mikanonkanona ~ mikarakara ~ miraharaha
¶ Manao izay haha-olom-banona: Mitaiza tsara ny mpianany io mpampianatra io. [Rajemisa 1985]
English definition to nurse, to bring up [Hallanger 1973]
French definition nourrir, élever [Hallanger 1974]
Morphology 
mitaiza
nitaiza
hitaiza
mitaizà
Compound words, titles, names 
Examples Izy izao no mitaiza an-dRazaimalala? [Rajohanesa: Kintana]
Quotes 

Entry mitaizà (taiza)
Part of speech imperative of active verb mitaiza [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2013/05/14