Entry salama
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Tsy marary, tsy marofy.
Mitovy hevitra: tsy marofy, finaritra, tsara fanahy, seheno, tsy maninon-tsy maninona, soamadina, bolangina [Rajemisa 1985]
English translation   Well, healthy [Hallanger 1973]
French translation   Qui est en bonne santé [Abinal 1888]
   Bien portant, en bonne santé [Hallanger 1974]
Derivatives  
Synonyms  
Compounds  
Examples   Tahaka ny fifohazana maraina maneno fitaratra, fony izy salama, no nahatsiarovany ny tenany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 58]
Efa tonga tao Mahatsinjo, hono, izy, saingy tsy salama ka hamonjy fitsaboana any Imerina, ary angamba, araka ny filazany, hanaraka azy koa Ineny [Andriamalala: Ranomasina, page 43]
Niaraka nankany an-tsaha izy telo mianaka, tsy maintsy nentina I Solo na tsy salama aza. [Andraina: Mitaraina, page 161]

Entry salama
Part of speech   interjection [list]
English translation   [Arabic salam] how do you do? [Hallanger 1973]
French translation   [arabe salam] salut! bonjour! [Hallanger 1974]
Compounds  

Updated on 2012/07/11
A form to send us your comments