Entry | 1 fahasalamàna |
Root | 2 salama |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny tena tsy marary, toetran' ny vatana salama, izany hoe tsy manana aretina ka miasa tsara ny organina amin' ny tena [1.1] |
Explanations in English |
5 the state of one's health; good health [1.7] |
Explanations in French |
6 santé [1.3, 1.8] 7 paix, bonheur [1.3] |
Examples |
8 Manao ahoana ny fahasalamana?
[2.472]
9 fahasalamana tsy haha ory azy. [2.245] 10 ny dokotera dia mahita fa simba ny fahasalamana; [2.285] 11 Voalaza ho manimba fahasalamana ihany koa anefa izy. [2.117] |
All compound words |
|
Vocabulary | 18 Health |
Synonyms | 19 hasalamàna |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |