Entry tsara fanahy (tsara, ahy)
Part of speech   expression
Malagasy definition   enti-milaza toetra mendrika, malemy fanahy ary manana fandavan-tena hanasoa ny hafa; tsara fo; mahay mitondra tena; salama tsara [Rajemisa 1985]
English definition   [tsara, good.] Of good disposition; one free from disease. [Richardson 1885]
   good, pleasant [Hallanger 1973]
French definition   bon, vertueux [Hallanger 1974]
Analogy   malemy fanahy ~ malemy paika ~ mazava fo ~ mazava saina ~ tsopo ~ antra olona ~ be indrafo ~ malala-tanana ~ mora hatonina ~ mora hiraharahana ~ mamy hoditra ~ mahafoy tena ~ be fahafoizan-tena ~ mahay mandray olona ~ mahay olona ~ manana hatsaram-panahy ~ tsara toetra ~ olo-marina ~ olom-banona ~ fototr' olona

Updated on 2012/01/18