Entry | 1 sahirana |
Part of speech | 2 adjective |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
22 [1.1] Be raharaha vonjena atsy sy arỳ: Sahirana aho anio ka tsy afaka handray olona / Sahirana be ihany ry zareo ato avaratra fa manana vahiny betsaka Be ahiahy, manahy, sanganehana, valsa: Sahiran-tsaina aoka izany izy amin' ilay ady lova tsy mety vita Sosotra, sorena: Sahirana ny anao fa tsy afa-panadinana Tsy manam-bola, ao anatin' ny tsy fisiana, haporetana: Sahirana mafy Rakoto mianadahy avy hatramin' ny nahafatesan-drainy Mahatsiaro fahasarotana: Sahirana erỳ izy rehefa mandeha noho ilay vay ao amin' ny feny |
Explanations in English |
23 [1.7] bothered, worried, perplexed; poor, in difficulty |
Explanations in French |
24 [1.3, 1.8] ennuyé 25 [1.3] affairé, embarrassé, occupé, préoccupé, qui a du souci, vexé 26 [1.8] perplexe; dans l'embarras; pauvre, qui manque d'argent |
Examples |
27 [2.470] Tsy ho sahirana rahateo koa izy noho ny fahalehibeazan' ny ankizy
28 [1.3] sahirana be ihany aho, fa manam-bahiny (Je suis très embarrassé, très occupé, parce que j'ai un hôte à traiter) 29 [1.3] sahirana loatra aho amin’ ity ady ity (Je suis très embarrassé, très préoccupé à cause de ce procès) 30 [1.3] sahirana aho, satria tsy lafo ny ombiko (Je suis ennuyé, vexé de ce que mon bœuf n’a pas été vendu) |
Analogs | 31 miheninkenina, mipenimpenina, poritra, tery, poribola, be raharaha, miheninkenina, mihenikenika, jambena, maro herehina, maro sahanina, mipenimpenina, tominjana, sahirankirana, mahantra |
Proverbs | 32 Proverbs containing the word sahirana |
Anagrams | 33 hanasira, hanisara, harasany, hasarany, hisarana, isarahan, nisaraha, sahirana, sarahina, sarihana |
Updated on 2025/08/22 |
![]() |