Entry mahantra (antra)
Part of speech adjective
Malagasy definition Enti-milaza ny olona tsy manana ny ilaina amin' ny fiainana: Tonga nahantra Rabe taorian' ny nahamay ny fananany
Mitovy hevitra: fadiranovana ~ faraidiny ~ malahelo ~ mikaforoforo ~ mikokokoko ~ miporipory [Rajemisa 1985]
English definition poor, wretched, miserable, afflicted. [Richardson 1885]
 poor, afflicted [Hallanger 1973]
French definition pauvre, affligé [Hallanger 1974]
Quotes 

2013/03/07