Entry poritra
Part of speech adjective
Malagasy definition Tery: Poritra aho fa mikisakisaha
¶ Sahirana mafy: Poritry ny volan' olona izy ka namidiny ny ombiny
¶ Maika, dodo-na: Poritry ny handeha izy ka teny am-baravarankely no nitsambikina. [Rajemisa 1985]
English definition squeezed or crushed; embarrassed in trouble [Hallanger 1973]
French definition embarrassé, troublé [Hallanger 1974]
Derivations 
Examples Tsy nisy intsony ny karaman-jaitra, mpamonjy poritra anay. [Andraina: Mitaraina, page 111]
Quotes 

2017/04/03