Entry miheninkenina (heninkenina)
Part of speech active verb
Malagasy definition Misahirana amin' ny raharaha madinika ao an-tokantrano: Mandeha izany andro izany: miheninkenina eo ianao dia tonga ny amin' ny iraika ambin' ny folo [Rajemisa 1985]
Morphology 
miheninkenina
niheninkenina
hiheninkenina
miheninkenena
Quotes 

Updated on 2010/05/14