Entry (1/2) | 1 misahirana |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 sahirana |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manao asa mamizana, manasatra: Aza misahirana manao sakafo ho ahy ianareo fa efa nihinana aho talohan' ny hivoahako Miahiahy be, very hevitra: Misahirana izaitsizy mba hanao trano |
Explanations in English |
5 [1.7] to go to some trouble |
Explanations in French |
6 [1.8] se donner de la peine |
Examples |
7 [2.472] Fantatro fa mavesatra izany, nefa ny manao zavatra tsy vita foana ary ny te hanana tsy maintsy misahirana.
|
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 misahiràna |
Part of speech | 13 imperative of active verb misahirana [Full list] |
Root | 14 sahirana |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3] |
Anagrams | 17 hira masina, 18 misahirana, misahiràna |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |