Entry | 1 safosafo |
Root | 2 safo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Tambitamby atao amin' ny tanana mandambolambo moramora mba hamalifaliana: Safosafo no mampatory an' io zaza io Teny mamy feno fitiavana sady mandambolambo: Aza mihevitra ianao fa ho azonao amin' ny safosafo aho Entina milaza ny firefarefan' ny fitafiana amin' ny tany na ny fanidin' ny vorona mila hikasika ny tany [1.1] |
Explanations in English |
5 a caress, the act of stroking [1.7] |
Explanations in French |
6 action de caresser de la main [1.8] |
Examples |
7 safosafo loha sy tambitamby no azony
[2.470]
8 Injay, tsaroany toa mangetaheta safosafo ny tenany manontolo. [2.529#102] |
Derivatives |
|
Analogs | 14 tambitamby, tehatehaka, tambitamby, fanambatambazana, kolikoly, fanolikolena, fanejokejoana, fanojikojiana, famalifaliana |
Anagrams | 15 fosafosa, 16 safosafo, 17 sofasofa |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |