|
|
|
|

Entry1  misafosafo
Root  2 safosafo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mandambolambo zavatra amin' ny tanana: Nisafosafo ny lohan-janany Rasoa
5 Mirefarefa: Misafosafo amin' ny tany ny moron-tongotr' akanjonao fa ampakaro
6 Vorona na fiaramanidina raha hikasika ny tany: Nahafinaritra ny nijery ilay vintsy nisafosafo teny ambony rano [1.1]
Explanations in English  7 to caress, to stroke or pat affectionately [1.7]
Explanations in French  8 caresser avec la main, passer la main dessus [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Anagrams  13 mifosafosa, misafosafo

Updated on 2025/11/17