Entry | 1 tambitamby |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tamby |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] Safosafo na tehatehaka malefaka mitory fitiavana enti-manala alahelo na mamporisika sy mitaona hanao zavatra iray: "Bodo zatra tambitamby / sy tamàna angotingoty, / vao maraina dia somamby / izany andron' ny kamboty". (J.J. Rabearivelo) |
Explanations in English |
22 [1.7] wheedling, coaxing; a bribe |
Explanations in French |
23 [1.8] action de cajoler, de faire des promesses alléchantes |
Examples |
24 [2.470] Safosafo loha sy tambitamby no azony;
|
Updated on 2025/07/29 |
![]() |