| Entry | 1 safosafoina |
| Root | 2 safosafo |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Lambolamboina amin' ny tanana.
5 Kasihina, tenenina kely fotsiny: Nosafosafoiny fotsiny ny amin' ny toe-karena, fa ny politika no noresahiny be. [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be caressed, to be stroked gently.
[1.7] |
| Explanations in French |
7 qu'on caresse de la main.
[1.8] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 12 fosafosaina, 13 safosafoina |
| Updated on 2025/11/11 |
|