|
|
|
|

Entry1  ankibe
Elementary words  2 anky, 3 be
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Ny rantsana lehibe indrindra amin' ny tanana na ny tongotra. [1.1]
Explanations in French  6 le pouce. [1.3]
Examples  7  Na nilefaka aza anefa izy, nasainy nanao taratasy misy filazalazana momba ahy ihany aho, sady nosoniavina io no nasiana lavotondro amin' ny ankibe anankiroa. [2.4#]
8  Ny anky Ny felatanana sy ny rantsana no entina mananky, manomboka amin' ny ankibe ka miafara amin' ny ankikely, ary ny fampiasana ny anky dia ny satroka, ny hatevenan-javatra. [2.436#]
Vocabulary  9  Biology
Other spellings  10 ankihibe
Synonyms  11 ankihibentanana
Holonym 
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 ankibe, 15 kabine

Updated on 2025/11/09