Entry ankikely (anky, kely)
Part of speech noun
Malagasy definition Ny kely indrindra amin' ny rantsantanana na ny rantsantongotra [Rajemisa 1985]
French definition auriculaire [Rakotonaivo 1993]
Vocabulary 
Other spellings 
Analogues  ankibe ~ fanondro ~ fanondroadala ~ manarapoana

2012/10/23