| Entry | 1 rantsana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Ny sampan' ny hazo: Tokony hotapahina ny rantsana maty Ny iray amin' ireo fisampanana dimy amin' ny tendron' ny tanana na ny tongotra tsirairay avy: Lazao avy ny anaran' ny rantsana dimy [1.1] |
| Explanations in English |
4 a branch (of a tree) anything like a branch. [Mal. Rantung.] [1.2] 5 a branch [1.7] |
| Explanations in French |
6 branche [1.8, 1.13] 7 branche d'un arbre [1.196] |
| Examples |
8 fa amy ny rantsana sy ny tahon' ny hazo lehibe sy ny froteksa kosa dia misy koa atao.
[1.357]
9 Haingoan'ny rantsana boribory sy ny akanjony zandiana misoratra manakona ny tapaky ny laferany. [2.895] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 2229 combinations of this word |
| Proverbs | 23 Proverbs containing that word |
| Article | 24Randzavola: rantsana ao amin' ny Baiboly |
| Updated on 2025/11/02 |
|