|
|
|
|

Entry1  ankihibe
Elementary words  2 ankihy, 3 be
Part of speech  4  noun
Explanations in English  5 the thumb [1.7]
Explanations in French  6 le pouce [1.8]
Examples  7  Fa hoy kosa ny ankihibe : "Hihatakataka aho fa olon-dehibe". [2.69#179]
8  ny manarakaraka sy ny fanondro no fohy dia botrin' ny sain-dratsiny, ary ny ankihibe sy ny tondro ampovoany no lava sy lehibe dia noho ny hamarinany. [2.69#]
Vocabulary  9  Biology
Other spellings  10 ankibe
Analogs  11  ankihibentanana
Holonym 
Co-meronyms 

Updated on 2025/11/09