|
|
|
|

Entry1  rantsan-tanana
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  rantsana, tanana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] [rantsanTAnana] Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tanana dimy, izay ampiasain' ny olombelona amin' ny fandraisan-javatra, dia ny ankibe, ny fanondro, ny fanondroadala, ny manarapoana ary ny ankikely
ireo rantsana folo amin' ny tanana
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] the fingers
Explanations in French  6  [1.8] les doigts
7  [1.13] doigt
Examples  8  [2.445#] Ny vahiny sendra nandalo moa dia azo isaina amin' ny rantsantanana.
9  [2.357#] voavakivakiny madinika toy ny rantsantanana koa ny falafa anankiray tao amin' ny gorodona tao.
All compound words 
Vocabulary  12  Biology
Analogs  13  rantsantongotra
Holonym 
Meronyms 
Co-meronyms 

Updated on 2025/09/12