Entry solonkofehy
Elementary words solo ; kofehy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha toa ka eo amin' ny fotoana amonosana ny razana no tonga mamangy (jereo koa: Ranombary tsy masaka, solon-tsosoa, fao-dranomaso, rambon-damba, zara levenana)
(solon-kofehy) Anarana omena ny vola famangiana ny fianakaviana mana-manjo raha mby eo amin' ny famonosan-damba no tonga mamangy [1.1]
Explanations in French [ solon-kofehy ] Argent donné aux enterrements [1.3]
Synonyms kofehy

Updated on 2023/09/08