Entry misalasala (salasala)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Tsy tapa-kevitra amin' izay tokony hatao: Nisalasala tamin' izay tokony halehany izy, na ho any Antsahafiraisana na ho any Ankadindambo
Mitovy hevitra: miahanahana ~ miahotrahotra ~ miambakavaka ~ mihambahamba ~ miherohero ~ miroahana
¶ Tsy matoky fa marina: Misalasala amin' ny filazako angaha ianao? ~ Misalasala aho na ho avy izy na tsia
Mitovy hevitra: haingihaingy ~ hangihangy ~ mamokehana ~ mangezaheza ~ miahotrahotra ~ miakoriasa ~ miambatrambatra ~ mihabahaba ~ mihambahamba ~ mihazohazo ~ mihelohelo ~ miherohero ~ miroa hevitra ~ miroa saina ~ miroahana ~ miroanahana ~ sadaika ~ sakodiavatra ~ sanganehana ~ somaingisaingy ~ tsy tapa-kevitra ~ vaka ~ varakahaka ~ very fanahy [Rajemisa 1985]
English definition   to be in doubt, to hesitate [Hallanger 1973]
French definition   être dans le doute, hésiter [Hallanger 1974]
Examples   Ny lakana efa vonona, nefa izato izy toa mbola misalasala, miherikerika, mitazantazana, mitsinjotsinjo. [Rajaonarivelo: Bina, page 21]
Vocabulary  
Morphology  
misalasala
nisalasala
hisalasala
misalasalà

Entry misalasala
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Taisaka] maniry soa [Rakotosaona 1972]

Entry misalasalà (salasala)
Part of speech   imperative of active verb misalasala [list]
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French definition   [Abinal 1888]

2014/11/11