|
|
|
|

Entry1  mihazohazo
Root  2 hazohazo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mijajirika misalasala tsy mahita izay hatao, na handroso na hihemotra: Nihazohazo ela teo an-tokotany io tovolahy io oao niditra
5 Tsy tapa-kevitra, misalasala, mihambahamba: Mihazohazo mandrakariva io tovolahy io [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Anagrams  11 mihazohazo, 12 mizahozaho

Updated on 2025/11/02