Entry sakodiavatra
Part of speech adjective
Malagasy definition Misalasala tsy mahita izay hatao eo anatrehana toe-javatra manahirana na tonga tampoka
Mitovy hevitra: saikatra ~ sanganehana ~ vaka [Rajemisa 1985]
English definition hesitant, doubting, perplexed [Hallanger 1973]
French definition perplexe, qui hésite [Hallanger 1974]
Examples Tsapako ho sakodiavatra i Patrice ka tsy namaly ny teniko fa naleony niresaka zavatra hafa. [Andriamalala: Ranomasina, page 39]

2012/09/06