|
|
|
|

Entry1  miroahana
Root  2 roahana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  [1.10]
4 Misalasala, sanganehana, mihambahamba tsy matoky tena: Niroahana be ihany izy alohan' ny handehanany. [1.1]
Explanations in English  5 to hesitate, to doubt; to be of two minds. [1.2]
Explanations in French  6 hésiter, être en suspens, douter, ne savoir quel parti prendre: Miroahan-dava izy (Il hésite sans cesse). [1.3]
Examples  7  Avy amin'i Zabolona, dimy alina, samy azo alefa amin'ny tafika, vonon-kiady, efa hary fiadiana tsara mihitsy, mba hilahatra hiady amin'ny fo tsy miroahana. [2.996]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
Vocabulary  11  Philosophy
Analogs  12  miahanahana, 13  mihambahamba, 14  miherohero, 15  misalasala

Anagrams  16 amohirana, 17 anamariho, 18 hamaroina, 19 hamoraina, 20 mahay rano, 21 miroahana

Updated on 2025/11/11