| Entry | 1 mangezaheza |
| Root | 2 hezaheza |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Mitoetra mitokana eny ankalamanjana, miharihary eny amin' ny malalaka: Mangezaheza mandavan-taona eny an-tampon-tanety ny vatolahy [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|