|
|
|
|

Entry1  somaingisaingy
Root  2 saingisaingy
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Menamenatra, matahotahotra, miroahana; sanganehana tsy mahita izay hatao:
5 Somaingisaingy teo Ibolita nahita ny namany rehetra afaka tamin' ny fanadinana [1.1]
Explanations in French  6 timide, embarassé, qui est en suspens, entre deux [1.3]
Analogs  7  haingihaingy, 8  hangihangy

Updated on 2025/11/13