|
|
|
|

Entry1  miray hina
Elementary words  2 miray, 3 hina
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 Mifanaraka, manakambana ny herin-tsaina sy ny herim-batana [1.1]
Explanations in English  6 to be of one accord [1.7]
Explanations in French  7 être d'accord, unir ses efforts [1.8]
Examples  8  Tsy dia niray hina loatra. [2.366]
9  ary ny Mpiray Saotra, miray hina lalandava. [2.245]
10  Toa mifankatia sy miray hina ny mpiara-monina! [2.270]
Analogs  11  iraydonakafo, 12  irayerikandro, 13  irayfileovana, 14  iraykondokondo, 15  iraypetsapetsa, 16  iraytafasiry, 17  irayvezovezo, 18  izayirayvatsyirayaina, 19  mifanakona, 20  mifanampy, 21  mifanaovalintanana, 22  mifanohana, 23  mifanohantohantsyholavo, 24  mifarimbona, 25  mikambana, 26  misalahy, 27  mitambatra, 28  mivondrona

Updated on 2025/10/31