Entry mifarimbona (farimbona)
Part of speech active verb
Malagasy definition Miaraka: Nifarimbona nanenjika ilay mpangalatra ny mponina rehetra ~ Mifarimbona mitoto vary izy mirahavavy
¶ Miaraka miasa: Nifarimbona nandritra ny andro izy telo lahy [Rajemisa 1985]
English definition to operate, as by two or more, alternately upon anything. [Richardson 1885]
 to act together [Hallanger 1973]
French definition agir ensemble; coopérer [Hallanger 1974]
Examples Nahasosotra, hoy indray ny teniny, fa tsy nety nifarimbona ilay Rangahy. [Andraina: Mitaraina, page 248]
Morphology 
mifarimbona
nifarimbona
hifarimbona
mifarimbòna

Entry mifarimbòna (farimbona)
Part of speech imperative of active verb mifarimbona [list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2012/08/01