Entry mivondrona (vondrona)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitambatra ka mikambana ho iray: Nivondrona ny fokonolona ka resy tosika ny olon-dratsy [Rajemisa 1985]
French definition se réunir, s'agglomérer, se grouper [Abinal 1888]
Morphology 
mivondrona
nivondrona
hivondrona
mivondròna
Examples 
1Mivondrona ao an-tanana fehezin'ny dina ny mpiaramonina. [FOFAFIPE: Haivola]
2Raha heverina amin' ny haben' ny tanàna fahita any amin' ny faritanin' i Didy, tokony ho ny mponin' ny tanàna dimampolo no mivondrona eo. [Andraina: Mitaraina, page 199]

Entry mivondròna (vondrona)
Part of speech imperative of active verb mivondrona [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2019/09/14