Entry mitambatra (tambatra)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mikambana: Mitambatra ao anatin' ity vata ity ny akanjonao
¶ Mitohy, miady: Mitambatra tsara ny hazo nandrafetanao ity latabatra ity
¶ Miharo: Misy hatramin' ny dimampolo ny mpianatra mitambatra ato amin' ity efitrano ity [Rajemisa 1985]
   tsy misaratsaraka [SLP: Voambolana]
English translation   to join, to be together [Hallanger 1973]
French translation   être joint; être réunis: être additionné [Hallanger 1974]
French translation   en bloc [SLP: Voambolana]
Morphology  
mitambatra
nitambatra
hitambatra
mitambara
Quotes  

Updated on 2012/09/22