|
|
|
|

Entry1  iray petsapetsa
Elementary words  2 iray, 3 petsapetsa
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 enti-milaza olona vitsivitsy na maro manana tanimbary iraisana
6 olona iray foko
7 olona miray tetika [1.1]
Explanations in English  8 of the same social level; united [1.7]
Explanations in French  9 au même niveau de la société [1.8]
Examples  10  Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona: [2.471]

Updated on 2025/09/12