|
|
|
|

Entry (1/3)1  mikambana
Root  2 kambana
Part of speech  3  adjective
Explanations in French  4 jumelé. [1.13]

Entry (2/3)5  mikambana
Root  6 kambana
Part of speech  7  active verb
Explanations in Malagasy  8 Mitambatra: Hikambana anio ny mpianatra amin' ny lakilasy roa fa tsy misy mpampianatra ~ Ao Ankomotro no mikambana Ikopa sy i Betsiboka.
9 Miady, mikaona: Mikambana tsara ny rafitr' ity varavarana ity.
10 Miray: Natao sesitany daholo ireo nikambana tamin' ny VVS.
11 Miaraka be; miray fo, hevitra: Nikambana ny manamboninahitra hanongana ny mpanjaka. [1.1]
Explanations in English  12 to be united; to come together. [1.7]
Explanations in French  13 s'unir. [1.3#306, 1.8]
14 Se réunir, être réuni, se joindre, être joint, s’ajuster, être ajusté, être ensemble, faire partie d’une compagnie, être membre d’une société.. [1.3]
Examples  15  Eto no mikambana ny renirano roa (Les deux rivières se réunissent ici) [1.3#306]
16  Hikambana hanao matso ny miaramila rehetra amin'ny alakamisy (Jeudi tous les soldats se réuniront pour la revue) [1.3#306]
17  Mikambana tsara ny rafitr’ io varavarana io (Les planches de cette porte sont bien jointes, bien ajustées) [1.3#307]
18  Nikambana ny manamboninahitra hanongana ny mpanjaka (Les officiers s’unirent pour renverser le souverain) [1.3#307]
19  Nikambana tamin’ny namana ratsy izy ka simba (Il s’est uni avec de mauvais camarades et a été ainsi gâté) [1.3#307]
20  Mikambana ao anatin’ ny vata ny akanjo rehetra (Tous les habits sont ensemble dans la malle) [1.3#307]
21  Mikambana amin' izany fikambanana izany izahay (Nous faisons partie de cette compagnie) [1.3#307]
22  Nikambana hanao varotra izy folo lahy (Ces dix individus se sont unis pour le commerce, ont formé une compagnie commerciale) [1.3#307]
Morphology 
23  Present :
24  Past :
25  Future :
26  Imperative :

Entry (3/3)27  mikambàna
Root  28 kambana
Part of speech  29  imperative of active verb mikambana [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3#307]

Anagrams  30 mañambaky, 31 mikambana, mikambàna

Updated on 2025/11/12