| Entry (1/2) | 1 miketrona |
| Root | 2 ketrona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Misy ketrona, lefiravina, fiforetan' ny lamba amin' ny tenany ihany: Tsy miketrona ity lamba ity fa henjan-doatra Mihorongorona, mivalombalona madinika: Olona efa miketrona iny ve ho tanora intsony [1.1] |
| Explanations in English |
5 to be wrinkled [1.7] |
| Explanations in French |
6 être ridé, plissé [1.8] |
| Morphology |
|
| Analogs | 11 miforitra, mivalombalona, milefitra, mifararemotra, mifendrotra, mitofendrotra, mifentsahona, mikainkona, mikonkina, mikarainkona, mikirotra, mirehoka, mangata-paraky (kiraro) |
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 13 miketròna |
| Root | 14 ketrona |
| Part of speech | 15 imperative of active verb miketrona [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
| Explanations in French |
17 [1.3] |
| Anagrams | 18 miketròna, miketrona |
| Updated on 2025/10/18 |
|