Entry milefitra (lefitra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Miforitra: Milefitra be ihany ity taratasy ity fa soloy
¶ Manaiky, manoa, manaraka: Nilefitra ihany izy tamin' ny farany [Rajemisa 1985]
English definition to bend, to yield [Hallanger 1973]
French definition plier, ployer; se soumettre [Hallanger 1974]
Morphology 
milefitra
nilefitra
hilefitra
milefera
Quotes 

2012/08/14