| Entry | 1 mirehoka |
| Root | 2 rehoka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mitrona (toy ny omby vonoina efa ho faty)
5 Enti-milaza ny olona miala aina, izay mitrona mafy 6 Mandrahona mafy amin-katezerana 7 Enti-milaza ny voditongo-kiraro lany sady mivilana [1.1] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Anagrams | mirehoka, 13 mirohake |
| Updated on 2025/11/02 |
|