|
|
|
|

Entry1  miforitra
Root  2 foritra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Milefitra: Miforitra ny volotara fa tsy tapaka.
5 Mivonkina: Aza miforitra rehefa mandry.
6 Miolikolika, mihoronkorona: Niforitra ilay renimanditra.
7 Milozoka, mifantsika, mikezaka: Miforitra amin' ny fianarana io zazalahy io ka tsy mahagaga raha mahomby.
8 Manaiky, mikoy: Notenenindrainy izy vao niforitra. [1.1]
Explanations in English  9 Folded, turned down.. [1.2]
10 to be folded. [1.7]
Explanations in French  11 être plié. [1.8]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
All compound words  16  2 combinations of this word

Updated on 2025/11/11