|
|
|
|

Entry1  mivalombalona
Part of speech  2  adjective
Root  3  valombalona
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mihetsika toy ny rano tsofin' ny rivotra ka misy mivohitra ary misy lempona: Lamba mivalombalona
9  [1.13] miendrika onja madinika
Explanations in French  10  [1.13] ondulé
Examples  11  [2.499#] Ny tratrany mivelatra, ny nofon-tsandriny mivalombalona.
12  [2.499#] Mavo matroka ny eto akaiky : mitopatopa, mivalombalona, mitosaka eny anivon' ny torapasika mavo mena, feno akorandriaka sy ihazakazahan' ny foza mena kely an-jatony!

Anagrams  13  mivalombalona, mivolambolana

Updated on 2025/08/10