| Entry | 1 ketrona |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fivalombalon' ny hoditra madinika dia madinika amin' ny tarehy na handrina na vozona, avy amin' ny taona mandroso na ny hahiazana: Ny fahanterana mampisy ketrona ny tarehy Fiforetan' ny zavatra anankiray mora alefitra toy ny lamba amin' ny tenany ihany ka mahatonga azy ohatra ny mivalombalona: Nasainy nasiana ketrona ny zipony [1.1] |
| Derivatives |
|
| Updated on 2025/09/19 |
|