Entry mivetsovetso (vetsovetso)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Mahafaly] mieritreritra [Rakotosaona 1975]
 Mitadidy na misaintsaina ny lasa; mahatsiaro mamohafoha ny lasa: Mivetsovetso izany andro taloha aho izany ka torovandrovana erý ny saiko [Rajemisa 1985]
Synonyms mametsovetso

Updated on 2020/07/31