|
|
|
|

Entry (1/2)1  miredona
Root  2 redona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Maneno miaraka: Miredona ny konseritra.
5 Mihira na mikiakiaka mafy indray miaraka: Raha vao niditra ny mpampianatra, dia indray niredona niarahaba azy ny mpianatra. [1.1]
Examples  6  Mitoka-toerana ny lehilahy sy ny vehivavy ary samy manandratra izay ho afany, na vavaka iaraha-manao izany na hira iaraha-miredona; [2.470]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Vocabulary  11  Music: (in general) 12  Sound

Entry (2/2)13  miredòna
Root  14 redona
Part of speech  15  imperative of active verb miredona [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  16 Dorimena, 17 miredona, miredòna, 18 môderina

Updated on 2025/11/12