|
|
|
|

Entry1  mitoreo
Root  2 toreo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manao feo mitaraindraina, mampahonena
5 Mangataka miangavy fatratra: Tonga nitoreo vola teo ny zanakao, nefa tsy hitako izay homena azy fa izaho aza vava takiky izao [1.1#734]
Explanations in English  6 to chirp. Used only of birds [1.2#667]
Explanations in French  7 gazouiller
8 demander avec insistance, de manière à exciter la compassion [1.3#731]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Updated on 2025/09/12