Entry mihafahafa (hafahafa (hafa))
Part of speech active verb
Malagasy definition Miseho tsy ho namana, miseho ho hafa, miolonolona: Hano re, tompoko ô, aza mihafahafa
Mitovy hevitra: (mihafahafa) be anganongano ~ be angesongeso ~ be pitsiny ~ manao soa am-po ~ mijery arina antava ~ miolonolona ~ misorom-bady an-trano ~ misorona ~ tsy mba tsotra
Mitovy hevitra: (tsy mihafahafa) miteny amimpahatsorana ~ miteny imaso ~ mitsotra ~ tsy manafina ~ tsy mihafahafa ~ tsy miolonolona ~ tsy misorona [Rajemisa 1985]
English definition to alter one's behaviour, to be different, to appear reserved, to be less sociable, to act the stranger. [Richardson 1885]
 to act standoffish [Hallanger 1973]
French definition se tenir à part [Hallanger 1974]
Morphology 
mihafahafa
nihafahafa
hihafahafa
mihafahafà
Examples Tsy nihafahafa izy fa avy hatrany dia nandray ary nandrapaka. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 45]

Entry mihafahafà (hafahafa (hafa))
Part of speech imperative of active verb mihafahafa [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2012/08/05