Entry tsy misorona (tsy, sorona)
Part of speech expression
Malagasy definition tsy manoro vohony, tsy mandainga fa milaza ny marina, omban' ny hevitra hanasoa; manambara ny marina sy ny mahasoa mba tsy hahavoafitaira; tsy manafina ny tena toe-javatra mety hahatonga fahavoazana [Rajemisa 1985]
Quotes 

Updated on 2013/06/13