Entry miolonolona (olonolona (olona))
Part of speech active verb
Malagasy definition Tsy mba miray amin' ny olona fa mitokantokana; mihatakataka tsy te hihavana, mihafahafa [Rajemisa 1985]
English definition to be a recluse, to separate one's self from company. [Richardson 1885]
 to separate oneself; to act distant or suspicious [Hallanger 1973]
French definition se séparer, être solitaire, soupçonneux [Hallanger 1974]
Morphology 
miolonolona
niolonolona
hiolonolona
miolonolòna
Examples Mpiray foto-pivelomana rahateo moa, noho ny taozavatra iaraha-mahalala, ka adalan' izay miolonolona. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 45]

Entry miolonol├▓na (olonolona (olona))
Part of speech imperative of active verb miolonolona [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

Updated on 2013/05/02